|
|
|
|

Teny iditra1  fehivorintany ivo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Faritra eo anelanelan'ny fehivorintany mangatsiaka sy fehivorintany mafana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  Zone tempérée [1.13]
Tovy hevitra  6  fehivorintany faritra ivo
Singan-teny  7  fehivorintany, ivo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01